<-
->

1Mp 7:48 And Solomon made all the vessels that pertained unto the house of the Lord: the altar of gold, and the table of gold, whereupon the shewbread was, Ary Solomona nanao ny fanaka rehetra izay ao amin' ny tranon' i Jehovah: ny alitara volamena sy ny latabatra volamena, izay fitoeran' ny mofo aseho, Nataon' i Salomona koa ny fanaka hafa rehetra izay tao an-tranon' ny Tompo: ny otely volamena, ny latabatra volamena fametrahana ny mofo alahatra, Salomon déposa tous les objets qu' il avait faits dans le Temple de Yahvé, l' autel d' or et la table sur laquelle étaient les pains d' oblation, en or ;