<-
->

1Mp 7:47 And Solomon left all the vessels unweighed, because they were exceeding many: neither was the weight of the brass found out. Ary tsy nolanjain' i Solomona ny fanaka rehetra, satria be loatra izy; ary tsy nozahana izay lanjan' ny varahina. Navelan' i Salomona tamin' izao, fa tsy nolanjaina ireo fanaka rehetra ireo, satria be loatra ka tsy notsapaina ho fantatra marina izay lanjan' ny varahina. à cause de leur énorme quantité, on ne calcula pas le poids du bronze.