<-
->

1Mp 7:45 And the pots, and the shovels, and the basons: and all these vessels, which Hiram made to king Solomon for the house of the Lord, were of bright brass. ary ny vilany fandraofan-davenona sy ny sotron' afo ary ny lovia famafazana. Ary ireo fanaka rehetra ireo, izay nataon' i Hirama ho an' i Solomona mpanjaka ho amin' ny tranon' 1 Jehovah, dia varahina manganohano avokoa. ny tavy sy ny sotron' afo ary ny kapoaka. Varahina manganohano avokoa ireo fanaka nataon' i Hirama ho an' i Salomona ireo, tao amin' ny tranon' ny Tompo. les vases à cendres, les pelles, les bols à aspersion. Tous ces objets que Hiram fit au roi Salomon pour le Temple de Yahvé étaient en bronze poli.