<-
->

1Mp 7:14 He was a widow' s son of the tribe of Naphtali, and his father was a man of Tyre, a worker in brass: and he was filled with wisdom, and understanding, and cunning to work all works in brass. And he came to king Solomon, and wrought all his work. Zanaky ny vehivavy mpitondra-tena tamin' ny firenen' i Naftaly izy, nefa rainy dia lehilahy Tyriana, mpiasa varahina; feno fahendrena sy fahiratan-tsaina ary fahaizana izy hahavitany ny asa varahina rehetra. Dia tonga tao amin' i Solomona mpanjaka Hirama ka nanao izay asa rehetra tao aminy. Zanaky ny vehivavy mpitondratena anankiray amin' ny fokon' i Neftalì izy io, fa ny rainy no Tiriana, mpanefy varahina. Feno fahendrena amam-pahiratan-tsaina sy fahakingana izy mba hanao ny asa isan-karazany rehetra momba ny varahina. Dia tonga tao amin' i Salomona mpanjaka izy, ka nahavita ny asany rehetra. c'était le fils d' une veuve de la tribu de Nephtali, mais son père était Tyrien, ouvrier en bronze. Il était plein d' habileté, d' adresse et de savoir pour exécuter tout travail de bronze. Il vint auprès du roi Salomon et il exécuta tous ses travaux.