<-
->

1Mp 6:38 And in the eleventh year, in the month Bul, which is the eighth month, was the house finished throughout all the parts thereof, and according to all the fashion of it. So was he seven years in building it. Ary tamin' ny volana Bola (volana fahavalo izany), tamin' ny taona fahiraika ambin' ny folo, no nahavitany ny trano araka ny fombany rehetra sy izay rehetra nahamety azy. Dia fito taona no nanaovany azy. ary tamin' ny taona faharaika ambin' ny folo, volana bola, izay volana fahavalo, vao vita izy amin' ny zavatra rehetra iforonany, araka ny mahamety azy. Tao anatin' ny fito taona no nanaovan' i Salomona azy. en la onzième année, au mois de Bûl - c' est le huitième mois -, le Temple fut achevé selon tout son plan et toute son ordonnance. Salomon le construisit en sept ans.