<-
->

1Mp 6:21 So Solomon overlaid the house within with pure gold: and he made a partition by the chains of gold before the oracle; and he overlaid it with gold. Ary nopetahan' i Solomona takela-bolamena tsara indrindra ny atin' ny trano; sady nasiany vakoka volamena hisakana eo anoloan' ny efitra anatiny; ary nopetahany takela-bolamena koa ny alitara. Nopetahan' i Salomona volamena madio izy, ary nopetahany sedera koa ny otely. Nopetahan' i Salomona volamena madio avokoa ny ati-trano, ary nasiany rojo volamena nisakana, teo anoloan' ny fitoerana masina, izay norakofany volamena koa. devant le Debir et il le revêtit d' or.