<-
->

1Mp 6:12 Concerning this house which thou art in building, if thou wilt walk in my statutes, and execute my judgments, and keep all my commandments to walk in them; then will I perform my word with thee, which I spake unto David thy father: Ny amin' ity trano ataonao, ity raha handeha araka ny lalako ianao sy hanaraka ny fitsipiko ary hitandrina ny didiko rehetra ka hanaraka azy, dia hotanterahiko aminao ny teniko, izay nolazaiko tamin' i Davida rainao; Ity trano ataonao ity... raha mandeha araka ny lalàko hianao sy manaraka ny fitsipiko ary mitandrina ny didiko rehetra ka mampifanaraka ny fitondran-tenanao amin' izany, dia ho tanteraka aminao ny teniko izay nolazaiko tamin' i Davida rainao; " Quant à cette maison que tu es en train de construire, si tu marches selon mes lois, si tu accomplis mes ordonnances et si tu suis fidèlement mes commandements, alors j' accomplirai ma parole sur toi, celle que j' ai dite à ton père David,