<-
->

1Mp 5:30 afa-tsy ny lehibe notendren' i Salomona hitandrina ny asa atao, izay nisy telon-jato sy telo arivo; izy ireo nifehy ny vahoaka izay niasa tamin' ny asa atao. sans compter les officiers des préfets qui dirigeaient ses travaux ; ceux-ci étaient trois mille trois cents et commandaient au peuple employé aux travaux.