<-
->

1Mp 5:14 And he sent them to Lebanon, ten thousand a month by courses: a month they were in Lebanon, and two months at home: and Adoniram was over the levy. Ary dia nisy tonga avy tany amin' ny firenena rehetra mba hihaino ny fahendren' i Solomona, dia avy amin' ny mpanjakan' ny tany rehetra izay efa nahare ny amin' ny fahendreny. Avy amin' ny firenena rehetra, dia nisy olona tonga hihaino ny fahendren' i Salomona, ary avy amin' ny mpanjakan' ny tany rehetra izay nandre ny lazan' ny fahendreny. On vint de tous les peuples pour entendre la sagesse de Salomon et il reçut un tribut de tous les rois de la terre, qui avaient ouï parler de sa sagesse.