<-
->

1Mp 4:7 And Solomon had twelve officers over all Israel, which provided victuals for the king and his household: each man his month in a year made provision. Ary Solomona nanendry roa ambin' ny folo lahy ho amin' ny Isiraely rehetra hiadidy ny zavatra rehetra nilain' ny mpanjaka sy ny ankohonany; samy niadidy ny iray volana avy amin' ny herintaona izy. Nanana mpikarakara hanina roa ambin' ny folo lahy tamin' Israely rehetra Salomona. Ireo no namonona izay nilain' ny mpanjaka sy ny ankohonany, amin' ny fivelomany, samy tsy maintsy namonona izany ho an' ny volana iray avy isan-taona. Salomon avait douze préfets sur tout Israël, qui approvisionnaient le roi et sa maison ; il revenait à chacun d' y pourvoir un mois par an.