<- -> |
[King James Bible] 1st Book of Kings |
[Baiboly 1865] 1 Mpanjaka |
[Baiboly Katolika] Mpanjaka I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre des Rois |
|||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||
1Mp 3:5 | In |
Tao Gibeona no nisehoan' i Jehovah tamin' i Solomona tamin' ny nofy nony alina; ary hoy Andriamanitra: Angataho izay tianao homeko anao. | Ary Iaveh niseho tamin' i Salomona tamin' ny nofy, nony alina, tany Gabaona, ka hoy Andriamanitra taminy: Angataho izay tianao homeko anao. | A |