<-
->

1Mp 2:46 So the king commanded Benaiah the son of Jehoiada; which went out, and fell upon him, that he died. And the kingdom was established in the hand of Solomon. Ary ny mpanjaka nandidy an' i Benaia, zanak' i Joiada, dia nivoaka izy ka namely an' i Simey ho faty. Ary ny fanjakana dia naorina teo an-tànan' i Solomona. Dia nomen' ny mpanjaka didy Banaiasa zanak' i Joiadasa, ka nivoaka namono an' i Semeia, ary maty izy. Ary niorina teo an-tànan' i Salomona ny fanjakana. Le roi fit commandement à Benayahu fils de Yehoyada ; il sortit et frappa Shiméï qui mourut. La royauté fut alors affermie dans la main de Salomon.