<-
->

1Mp 2:44 The king said moreover to Shimei, Thou knowest all the wickedness which thine heart is privy to, that thou didst to David my father: therefore the Lord shall return thy wickedness upon thine own head; Ary hoy koa ny mpanjaka tamin' i Simey: ianao mahalala ny ratsy rehetra nataonao tamin' i Davida raiko, eny, tsaroan' ny fonao izany, ka dia hatsingerin' i Jehovah amin' ny lohanao ny haratsianao. Ary hoy ny mpanjaka tamin' i Semeia: Fantatrao, eny fantatry ny fonao, ny ratsy rehetra nataonao tamin' i Davida raiko, ka hatsingerin' ny Tompo amin' ny lohanao ny haratsianao. Puis le roi dit à Shiméï : " Tu connais par coeur tout le mal que tu as fait à mon père David ; Yahvé va faire retomber ta méchanceté sur ta propre tête.