<-
->

1Mp 2:32 And the Lord shall return his blood upon his own head, who fell upon two men more righteous and better than he, and slew them with the sword, my father David not knowing thereof, to wit, Abner the son of Ner, captain of the host of Israel, and Amasa the son of Jether, captain of the host of Judah. Dia hatsingerin' i Jehovah ho amin' ny lohany ihany ny ràny, satria izy namely olona roa lahy izay marina sady tsara noho izy ka namono azy tamin' ny sabatra, dia Abnera, zanak' i Nera, komandin' ny miaramilan' ny Isiraely sy Amasa, zanak' i Jatera, komandin' ny miaramilan' ny Joda, nefa Davida raiko tsy nahalala izany akory Hatsingerin' ny Tompo eo an-dohany ihany ny ràny, fa olona roa lahy, marina sy tsara noho izy, no nasiany sy novonoiny tamin' ny sabatra, nefa tsy fantatr' i Davida raiko izany, dia Abnera zanak' i Nera, filohan' ny tafik' Israely, sy Amasà, zanak' i Jetera, filohan' ny tafik' i Jodà. Yahvé fera retomber son sang sur sa tête parce qu' il a frappé deux hommes plus justes et meilleurs que lui et les a tués par l'épée à l' insu de mon père David : Abner fils de Ner, chef de l' armée d' Israël, et Amasa fils de Yéter, chef de l' armée de Juda.