<-
->

1Mp 2:29 And it was told king Solomon that Joab was fled unto the tabernacle of the Lord; and, behold, he is by the altar. Then Solomon sent Benaiah the son of Jehoiada, saying, Go, fall upon him. Ary nambara tamin' i Solomona mpanjaka fa Joaba efa lasa nandositra ho ao amin' ny trano-lain' i Jehovah, ka, indro, eo anilan' ny alitara izy. Dia nirahin' i Solomona Benaia, zanak' i Joiada, ka nilazany hoe: Andeha, asio izy. Ary nampandrenesina Salomona mpanjaka fa nandositra ao amin' ny tabernaklan' ny Tompo Joaba, ka tao anilan' ny otely izy; ka nirahin' i Salomona Banaiasa nataony hoe: Mandehana asio izy. On avertit le roi Salomon : " Joab s' est réfugié à la Tente de Yahvé et voici qu' il est à côté de l' autel. " Alors Salomon envoya dire à Joab : " Qu' est-ce qui t' a pris de fuir à l' autel ? " Joab répondit : " J' ai eu peur de toi et je me suis réfugié près de Yahvé. " Alors Salomon envoya Benayahu fils de Yehoyada en disant : " Va et frappe-le ! "