<-
->

1Mp 2:27 So Solomon thrust out Abiathar from being priest unto the Lord; that he might fulfil the word of the Lord, which he spake concerning the house of Eli in Shiloh. Ary Solomona dia nanongana an' i Abiatara tsy ho mpisoron' i Jehovah, ka dia nahatanteraka ny tenin' i Jehovah, ilay nolazainy tao Silo ny amin' ny taranak' i Ely, izy. Koa nesorin' i Salomona tsy ho mpisoron' ny Tompo intsony Abiatara, ary tanterany tamin' izany ilay teny nolazain' ny Tompo tany Silao amin' ny fianakavian' i Helì. Et Salomon exclut Ébyatar du sacerdoce de Yahvé, accomplissant ainsi la parole que Yahvé avait prononcée contre la maison d'Éli à Silo.