<-
->

1Mp 2:26 And unto Abiathar the priest said the king, Get thee to Anathoth, unto thine own fields; for thou art worthy of death: but I will not at this time put thee to death, because thou barest the ark of the Lord God before David my father, and because thou hast been afflicted in all wherein my father was afflicted. Ary Abiatara mpisorona dia nilazan' ny mpanjaka hoe: Mandehana ianao hankany Anatota ho any an-tambohonao, fa olona tokony hatao maty ianao; nefa tsy hataoko maty amin' izao andro izao. satria nitondra ny fiaran' i Jehovah Tompo teo alohan' i Davida raiko ianao sady niara-nitondra fahoriana tamin' ny raiko tamin' izay rehetra nampahoriana azy. Ary hoy ny mpanjaka tamin' i Abiatara mpisorona: Mandehana hianao mankany amin' ny taninao, any Anatota, nefa noho hianao nitondra ny fiaran' ny Tompo Tompo teo anatrehan' i Davida raiko, sy noho hianao nanana anjara tamin' ny fahoriana rehetra nahazo an' ikaky, dia tsy hataoko maty amin' izao andro izao hianao. Quant au prêtre Ébyatar, le roi lui dit : " Va à Anatot dans ton domaine, car tu mérites la mort, mais je ne te ferai pas mourir aujourd' hui, car tu as porté l' arche de Yahvé en présence de mon père David et partagé toutes les épreuves de mon père. "