<-
->

1Mp 2:23 Then king Solomon sware by the Lord, saying, God do so to me, and more also, if Adonijah have not spoken this word against his own life. Ary Solomona mpanjaka dia nianiana tamin' i Jehovah hoe: Hataon' Andriamanitra amiko anie izany, eny, mihoatra noho izany aza, raha tsy hatao maty Adonia noho ny nanaovany izany teny izany. Nianiana tamin' ny Tompo teo Salomona mpanjaka, nanao hoe: Hataon' ny Tompo amiko anie izay ngidiny indrindra, raha tsy ho faty noho ny nanaovany an' izany teny izany Adoniasa. Et le roi Salomon jura ainsi par Yahvé : " Que Dieu me fasse tel mal et y ajoute encore tel autre, si ce n' est pas au prix de sa vie qu' Adonias a prononcé cette parole !