<-
->

1Mp 2:22 And king Solomon answered and said unto his mother, And why dost thou ask Abishag the Shunammite for Adonijah? ask for him the kingdom also; for he is mine elder brother; even for him, and for Abiathar the priest, and for Joab the son of Zeruiah. Fa Solomona mpanjaka namaly ka nanao tamin-dreniny hoe: Nahoana ianao no mangataka an' i Abisaga Sonemita ho an' i Adonia; angataho ho azy koa ary ny fanjakana, fa izy no zokiko, dia ho azy sy Abiatara mpisorona ary ho an' i Joaba, zanak' i Zeroia. Fa hoy ny navalin' i Salomona mpanjaka tamin-dreniny: Ahoana no angatahinao an' i Abisaga Sonamita ho an' i Adoniasa? Angataho ho azy koa ny fanjakana; fa izy rahateo no zokiko, dia ho azy sy ho an' i Abiatara mpisorona ary ho an' i Joaba zanak' i Sarvià. Le roi Salomon reprit et dit à sa mère : " Et pourquoi demandes-tu pour Adonias Abishag de Shunem ? Demande donc pour lui la royauté ! Car il est mon frère aîné et il a pour lui le prêtre Ébyatar et Joab fils de Çeruya ! "