<-
->

1Mp 2:17 And he said, Speak, I pray thee, unto Solomon the king, (for he will not say thee nay,) that he give me Abishag the Shunammite to wife. Dia hoy izy: Masìna ianao, mitenena amin' i Solomona mpanjaka (fa tsy handà anao izy). mba homeny ho vadiko Abisaga Sonemita. Dia hoy izy: Miangavy anao aho hilaza amin' i Salomona mpanjaka, fa tsy handà anao izy, mba hanomezany an' i Abisaga Sonamita ho vadiko. Il reprit : " Dis, je te prie, au roi Salomon - car il ne te rebutera pas - qu' il me donne Abishag de Shunem pour femme. "