<-
->

1Mp 2:11 And the days that David reigned over Israel were forty years: seven years reigned he in Hebron, and thirty and three years reigned he in Jerusalem. Ary ny andro nanjakan' i Davida tamin' ny Isiraely dia efa-polo taona; tao Hebrona no nanjakany fito taona, ary tao Jerosalema no nanjakany telo amby telo-polo taona. Efapolo taona no andro nanjakan' i Davida tamin' Israely, ny fito taona nanjakany tany Hebrona, ary ny telo amby telopolo taona tao Jerosalema. Le règne de David sur Israël a duré quarante ans : à Hébron il a régné sept ans, à Jérusalem il a régné trente-trois ans.