<- -> |
[King James Bible] 1st Book of Kings |
[Baiboly 1865] 1 Mpanjaka |
[Baiboly Katolika] Mpanjaka I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre des Rois |
|||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||
1Mp 12:16 | So when all |
Ary nony hitan' ny Isiraely rehetra fa tsy nihaino azy ny mpanjaka, dia namaly ny mpanjaka ny vahoaka ka nanao hoe: Inona moa no anjaranay amin' i Davida? Tsy manana lova amin' ny zanak' i Jese izahay; samia mody any an-dainy avy, ry Isiraely e; ankehitriny tandremo ny taranakao, ry Davida ô. Dia samy nody ho any an-dainy avy ny Isiraely. | Nony hitan' Israely rehetra fa tsy nohenoin' ny mpanjaka izy, dia hoy ny navalin' ny vahoaka ny mpanjaka: manana anjara inona amin' i Davida moa izahay? Tsy manan-dova amin' ny zanak' Isai akory izahay! Koa samia ho any an-dainao, ry Israely! Fa hianao kosa, ry Davida, ahio ny tranonao. Dia lasa Israely nankany an-dainy. | Quand les |