<-
->

1Mp 11:9 And the Lord was angry with Solomon, because his heart was turned from the Lord God of Israel, which had appeared unto him twice, Ary Jehovah tezitra tamin' i Solomona noho ny nivilian' ny fony niala tamin' i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely, Izay efa niseho taminy indroa Dia tezitra tamin' i Salomona Iaveh noho ny nivilian' ny fony niala tamin' ny Tompo Andriamanitr' Israely izay efa niseho taminy indroa, Yahvé s' irrita contre Salomon parce que son coeur s'était détourné de Yahvé, Dieu d' Israël, qui lui était apparu deux fois