<-
->

1Mp 11:41 And the rest of the acts of Solomon, and all that he did, and his wisdom, are they not written in the book of the acts of Solomon? Ary ny tantaran' i Solomona sisa mbamin' izay rehetra nataony ary ny fahendreny, tsy voasoratra ao amin' ny bokin' ny tantaran' i Solomona va izany? Ny sisa amin' ny asa nataon' i Salomona, ny zavatra rehetra nataony sy ny fahendreny, moa tsy voasoratra ao amin' ny bokin' ny Asan' i Salomona va? Le reste de l' histoire de Salomon, tout ce qu' il a fait, et sa sagesse, n' est-ce pas écrit dans le livre de l' Histoire de Salomon ?