<- -> |
[King James Bible] 1st Book of Kings |
[Baiboly 1865] 1 Mpanjaka |
[Baiboly Katolika] Mpanjaka I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre des Rois |
|||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||
1Mp 11:40 | Ary Solomona nitady hamono an' i Jeroboama. Fa Jeroboama niainga, dia nandositra nankany Egypta ho any amin' i Sisaka, mpanjakan' i Egypta, ka nitoetra tany mandra-pahafatin' i Solomona. | Notadiavin' i Salomona hovonoina Jeroboama; fa nitsoaka nandositra nankany Ejipta amin' i Sesaka, mpanjakan' i Ejipta, Jeroboama ka nonina tany Ejipta mandra-pahafatin' i Salomona. |