<-
->

1Mp 11:38 And it shall be, if thou wilt hearken unto all that I command thee, and wilt walk in my ways, and do that is right in my sight, to keep my statutes and my commandments, as David my servant did; that I will be with thee, and build thee a sure house, as I built for David, and will give Israel unto thee. Ary raha mihaino izay rehetra andidiako anao ianao ka mandeha amin' ny lalako ary manao izay mahitsy eo imasoko ka mitandrina ny didiko sy ny lalàko tahaka izay nataon' i Davida mpanompoko, dia ho aminao Aho ka hampaharitra ny taranakao, tahaka izay nataoko ho an' i Davida, ary homeko anao ny Isiraely. Raha manaraka izay rehetra andidiako anao hianao, ka mandeha amin' ny làlako, sy manao izay mahitsy eo imasoko, mitandrina ny lalàna aman-didiko, tahaka ny nataon' i Davida mpanompoko, dia homba anao aho, hanao trano maharitra ho anao, tahaka ny nataoko tamin' i Davida mpanompoko ary homeko anao Israely. Si tu obéis à tout ce que je t' ordonnerai, si tu suis mes voies et fais ce qui est juste à mes yeux, en observant mes lois et mes commandements comme a fait mon serviteur David, alors je serai avec toi et je construirai une maison stable comme j' ai construit pour David. Je te donnerai Israël