<-
->

1Mp 11:33 Because that they have forsaken me, and have worshipped Ashtoreth the goddess of the Zidonians, Chemosh the god of the Moabites, and Milcom the god of the children of Ammon, and have not walked in my ways, to do that which is right in mine eyes, and to keep my statutes and my judgments, as did David his father. satria efa nahafoy Ahy izy ka niankohoka teo anatrehan' i Astarta, andriamani-bavin' ny Sidoniana, sy Kemosy andriamanitr' i Moaba, ary Milkoma, andriamanitry ny taranak' i Amona, fa tsy nandeha tamin' ny lalako hanao izay mahitsy eo imasoko sy hitandrina ny didiko sy ny fitsipiko tahaka an' i Davida rainy. Ary ny anton' izany dia noho izy ireo efa nandao ahy ka niankohoka teo anatrehan' i Astarte, andriamanibavin' ny Sidoniana, sy teo anatrehan' i Melkoma, andriamanitry ny taranak' i Amona, ary noho izy ireo tsy nandeha tamin' ny làlako, mba hanao izay mahitsy eo imasoko sy hitandrina ny didy amam-pitsipiko, tahaka ny nataon' i Davida rain' i Salomona. C' est qu' il m' a délaissé, qu' il s' est prosterné devant Astarté, la déesse des Sidoniens, Kemosh, le dieu de Moab, Milkom, le dieu des Ammonites, et qu' il n' a pas suivi mes voies, en faisant ce qui est juste à mes yeux, ni mes lois et mes ordonnances, comme son père David.