<- -> |
[King James Bible] 1st Book of Kings |
[Baiboly 1865] 1 Mpanjaka |
[Baiboly Katolika] Mpanjaka I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre des Rois |
|||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||
1Mp 11:28 | And the man |
ary Jeroboama dia lehilahy mahay; koa nony hitan' i Solomona fa zatovo mahavita raharaha izy, dia nataony mpifehy ny taranak' i Josefa tamin' ny fanompoany rehetra. | Ary io Jeroboama io dia lehilahy matanjaka sy mahery fo, ka hitan' i Salomona ny fahavitrihan' io zatovo io amin' ny raharaha, ka nataony mpitandrina ny mpanao fanompoana rehetra tamin' ny taranak' i Josefa. | Ce |