<-
->

1Mp 11:15 For it came to pass, when David was in Edom, and Joab the captain of the host was gone up to bury the slain, after he had smitten every male in Edom; Fa rehefa nanafika an' i Edoma Davida, ary Joaba, komandin' ny miaramila, niakatra handevina ny maty ary efa namono ny lehilahy rehetra tany Tamin' ny andro niadian' i Davida tamin' i Edoma, raha niakatra handevina ny maty Joaba filohan' ny tafika, dia namono ny lehilahy rehetra tany Edoma. Après que David eut battu Édom, quand Joab, chef de l' armée, était allé enterrer les morts, il avait frappé tous les mâles d'Édom