<-
->

1Mp 11:12 Notwithstanding in thy days I will not do it for David thy father' s sake: but I will rend it out of the hand of thy son. Kanefa kosa tsy hataoko amin' ny andronao izany noho ny amin' i Davida rainao; fa rehefa mby amin' ny zanakao vao hendahako aminy. Tsy hataoko amin' ny andronao anefa izany, noho ny amin' i Davida rainao, fa rahefa mby amin' ny zanakao vao hoendahako aminy izy. Seulement je ne ferai pas cela durant ta vie, en considération de ton père David ; c' est de la main de ton fils que je l' arracherai.