<-
->

2Sm / 2Sam 9:2 And there was of the house of Saul a servant whose name was Ziba. And when they had called him unto David, the king said unto him, Art thou Ziba? And he said, Thy servant is he. Ary nisy mpanompon' ny fianakavian' i Saoly, Ziba no anarany. Ary nantsoiny hankany amin' i Davida izy, ka hoy ny mpanjaka taminy: Hianao moa no Ziba? Ary hoy izy: Izaho mpanomponao no izy. Nisy mpanompon' ny fianakavian' i Saola anankiray izay kosa, atao hoe Sibà, dia nantsoina hankeo amin' i Davida izy io, ka hoy ny mpanjaka taminy: Hianao va no Sibà? Ary hoy ny navaliny azy: Mpanomponao! Or la famille de Saül avait un serviteur, qui se nommait Çiba. On l' appela auprès de David et le roi lui dit : " Tu es Çiba ? " Il répondit : " Pour te servir. "