<-
->

2Sm / 2Sam 8:2 And he smote Moab, and measured them with a line, casting them down to the ground; even with two lines measured he to put to death, and with one full line to keep alive. And so the Moabites became David' s servants, and brought gifts. Ary nandresy ny Moabita koa izy, dia nampandriny tamin' ny tany ireo ary nohariny tamin' ny kofehy, ka izay indroan' ny kofehy novonoiny, fa ny erany kosa novelominy; ka dia tonga mpanompon' i Davida ny Moabita ka nandoa hetra. Nandresy ny Moabita koa izy, ary nampandriny tamin' ny tany ireo, dia norefesiny tamin' ny kofehy, ka nandrefy indroan' ny kofehy izy, novonoiny ny eran' ny kofehy, novelominy ny eran' ny kofehy. Dia tonga mpanompon' i Davida ny Moabita, ka nanatitra hena ho azy. Il battit aussi les Moabites et les mesura au cordeau en les faisant coucher à terre : il en mesura deux cordeaux à mettre à mort et un plein cordeau à laisser en vie, et les Moabites devinrent sujets de David et lui payèrent tribut.