<-
->

2Sm / 2Sam 7:8 Now therefore so shalt thou say unto my servant David, Thus saith the Lord of hosts, I took thee from the sheepcote, from following the sheep, to be ruler over my people, over Israel: Koa lazao amin' i Davida mpanompoko hoe: Izao no lazain' i Jehovah, Tompon' ny maro: Izaho no naka anao avy tany an-tsaha, dia avy tamin' ny niandrasanao ondry, mba ho mpanapaka ny Isiraely oloko. Koa ankehitriny, lazao amin' ny mpanompoko, amin' i Davida, hoe: Izao no lazain' ny Tompo-n' ny tafika: Tany an-tanim-bilona tao aorian' ny ondry no nangalako anao ho andriana amin' ny vahoakako, amin' Israely; Voici maintenant ce que tu diras à mon serviteur David : Ainsi parle Yahvé Sabaot. C' est moi qui t' ai pris au pâturage, derrière les brebis, pour être chef de mon peuple Israël.