<- -> |
[King James Bible] 2nd Samuel |
[Baiboly 1865] 2 Samoela |
[Baiboly Katolika] Samoela II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre de Samuel |
|||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||
2Sm / 2Sam 6:21 | And |
Ary hoy kosa Davida tamin' i Mikala: Teo anatrehan' i Jehovah, Izay nifidy ahy noho ny rainao sy ny ankohonany rehetra ka nanendry ahy ho mpanapaka ny Isiraely, olon' i Jehovah, eny, teo anatrehan' i Jehovah no nitsinjahako. | Fa hoy kosa ny navalin' i Davida tamin' i Mikola: Teo anatrehan' ny Tompo izay nifidy ahy noho ny rainao sy ny ankohonany rehetra, ka nanangana ahy ho andriana tamin' ny vahoakany, tamin' Israely, teo anatrehan' ny Tompo no nandihizako. | Mais |