<-
->

2Sm / 2Sam 6:12 And it was told king David, saying, The Lord hath blessed the house of Obededom, and all that pertaineth unto him, because of the ark of God. So David went and brought up the ark of God from the house of Obededom into the city of David with gladness. Ary nambara tamin' i Davida mpanjaka hoe: Jehovah efa nitahy ny ankohonan' i Obed-edoma sy izay nananany rehetra noho ny fiaran' Andriamanitra. Dia nandeha Davida ka nampakatra ny fiaran' Andriamanitra tamim-pifaliana avy tao an-tranon' i Obed-edoma ho any an-Tanànan' i Davida. Nisy olona tonga nilaza tamin' i Davida mpanjaka nanao hoe: Nambinin' ny Tompo ny ankohonan' i Obededoma sy ny ananany rehetra, noho ny amin' ny fiaran' Andriamanitra. Dia niainga nandeha Davida, ka nampiakatra ny fiaran' Andriamanitra avy any an-tranon' i Obededoma ho any an-tanànan' i Davida, nombam-panotrona maro niravoravo. On rapporta au roi David que Yahvé avait béni la famille d' Obed-Édom et tout ce qui lui appartenait à cause de l' arche de Dieu. Alors David partit et fit monter l' arche de Dieu de la maison d' Obed-Édom à la Cité de David en grande liesse.