<-
->

2Sm / 2Sam 5:6 And the king and his men went to Jerusalem unto the Jebusites, the inhabitants of the land: which spake unto David, saying, Except thou take away the blind and the lame, thou shalt not come in hither: thinking, David cannot come in hither. Ary ny mpanjaka sy ny olony nankany Jerosalema hiady amin' ny Jebosita tompon-tany, ary hoy izy ireo tamin' i Davida: Tsy ho tafiditra eto ianao; fa na dia ny jamba ny mandringa aza dia hahasakana anao ka hanao hoe: Tsy ho tafiditra eto Davida. Niainga ny mpanjaka sy ny olony, ho any Jerosalema, hiady amin' ny Jeboseana, tompon-tany. Ary nisy nilaza tamin' i Davida hoe: Tsy ho tafiditra aty hianao, fa ny jamba sy ny mandringa hahasakana anao. Izany hoe: tsy ho tafiditra any na oviana na oviana Davida. David avec ses gens marcha sur Jérusalem contre les Jébuséens qui habitaient le pays, et ceux-ci dirent à David : " Tu n' entreras pas ici! Les aveugles et les boiteux t' en écarteront " c' est-à-dire : David n' entrera pas ici .