<- -> |
[King James Bible] 2nd Samuel |
[Baiboly 1865] 2 Samoela |
[Baiboly Katolika] Samoela II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre de Samuel |
|||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||
2Sm / 2Sam 5:4 | Telo-polo taona Davida fony izy vao nanjaka, ary nanjaka efa-polo taona izy. | Telopolo taona Davida fony tonga mpanjaka, ary efapolo taona no andro nanjakany. |