<-
->

2Sm / 2Sam 5:3 So all the elders of Israel came to the king to Hebron; and king David made a league with them in Hebron before the Lord: and they anointed David king over Israel. Eny, tonga tao amin' ny mpanjaka tao Hebrona ny loholon' ny Isiraely rehetra, ary Davida mpanjaka nanao fanekena taminy tao Hebrona teo anatrehan' i Jehovah; ary dia nanosotra an' i Davida ho mpanjakan' ny Isiraely izy. Ary samy tonga tany amin' ny mpanjaka tany Hebrona avokoa ny loholon' Israely, ka dia nanao fanekem-pihavanana tamin' izy ireo tany, teo anatrehan' ny Tompo, Davida mpanjaka; ary nanosotra an' i Davida ho mpanjakan' Israely izy ireo. Tous les anciens d' Israël vinrent donc auprès du roi à Hébron, le roi David conclut un pacte avec eux à Hébron, en présence de Yahvé, et ils oignirent David comme roi sur Israël.