<- -> |
[King James Bible] 2nd Samuel |
[Baiboly 1865] 2 Samoela |
[Baiboly Katolika] Samoela II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre de Samuel |
|||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||
2Sm / 2Sam 5:23 | And when |
Ary nanontany tamin' i Jehovah Davida, ka novaliany hoe: Aza mandeha; fa hodidino avy eo aoriana izy, ka ho tonga eo aminy ianao eo amin' ny tandrifin' ny hazo balsama. | Ka nanontany an' ny Tompo Davida, sy novaliany hoe: Aza miakatra fa hodidino avy any aoriany izy dia hirotsaka aminy, avy ary amin' ny balsamie, hianao, |