<-
->

2Sm / 2Sam 4:9 And David answered Rechab and Baanah his brother, the sons of Rimmon the Beerothite, and said unto them, As the Lord liveth, who hath redeemed my soul out of all adversity, Ary hoy Davida tamin' i Rekaba sy Bana rahalahiny, zanak' i Rimona Berotita: Raha velona koa Jehovah, Izay namonjy ahy tamin' ny fahoriana rehetra, Ary hoy ny navalin' i Davida tamin' i Rekaba sy Baanà rahalahiny, zana-dRemona, avy any Berota: Velona Iaveh, izay nanafaka ahy tamin' ny loza rehetra! Mais David, s' adressant à Rékab et à son frère Baana, les fils de Rimmôn de Béérot, leur dit : " Par la vie de Yahvé, qui m' a délivré de toute détresse!