<-
->

2Sm / 2Sam 4:8 And they brought the head of Ishbosheth unto David to Hebron, and said to the king, Behold the head of Ishbosheth the son of Saul thine enemy, which sought thy life; and the Lord hath avenged my lord the king this day of Saul, and of his seed. Ary nitondra ny lohan' Isboseta tany amin' i Davida tao Hebrona izy ka nanao tamin' ny mpanjaka hoe: Indro ny lohan' Isboseta, zanak' i Saoly fahavalonao, izay nitady ny ainao; fa Jehovah efa namaly an' i Saoly sy ny taranany androany noho ny amin' ny mpanjaka tompoko. Nentiny tany amin' i Davida tany Hebrona ny lohan' Isboseta, dia hoy izy tamin' ny mpanjaka: Indro ny lohan' Isboseta zanak' i Saola, fahavalonao, izay nitady ny ainao. Namalian' ny Tompo faty an' i Saola sy ny taranany androany ny mpanjaka tompoko. Ils apportèrent la tête d' Ishbaal à David, à Hébron, et dirent au roi : " Voici la tête d' Ishbaal, fils de Saül, ton ennemi qui en voulait à ta vie. Yahvé a accordé aujourd' hui à Monseigneur le roi une vengeance sur Saül et sur sa race. "