<-
->

2Sm / 2Sam 3:9 So do God to Abner, and more also, except, as the Lord hath sworn to David, even so I do to him; Hataon' Andriamanitra amin' i Abnera anie izany, eny, mihoatra noho izany aza, raha tsy hataoko aminy araka ny nianianan' i Jehovah tamin' i Davida, Hoentin' Andriamanitra amin' izay ngidiny indrindra anie Abnera raha tsy hataoko amin' i Davida arak' izay nianianan' ny Tompo taminy, Que Dieu inflige tel mal à Abner et qu' il y ajoute tel autre si je n' accomplis pas ce que Yahvé a promis par serment à David,