<-
->

2Sm / 2Sam 3:14 And David sent messengers to Ishbosheth Saul' s son, saying, Deliver me my wife Michal, which I espoused to me for an hundred foreskins of the Philistines. Ary Davida naniraka olona nankany amin' Isboseta, zanakalahin' i Saoly, hanao hoe: Omeo ahy Mikala vadiko, izay efa nifanekena ho vadiko tamin' ny mariky ny fahafatesan' ny Filistina zato lahy. Dia nandefa iraka ho any amin' Isboseta zanak' i Saola Davida hanao aminy hoe: Omeo ahy Mikola vadiko izay nampakariko notakalozako hodi-tsy miforan' ny Filistina zato. Et David envoya des messagers dire à Ishbaal, fils de Saül : " Rends-moi ma femme Mikal, que je me suis acquise pour cent prépuces de Philistins. "