<-
->

2Sm / 2Sam 24:21 And Araunah said, Wherefore is my lord the king come to his servant? And David said, To buy the threshingfloor of thee, to build an altar unto the Lord, that the plague may be stayed from the people. Ary hoy Araona: Ahoana no ahatongavan' ny mpanjaka tompoko atý amin' ny mpanompony? Dia hoy Davida: Hividy ny famoloana aminao mba hanorenako alitara ho an' i Jehovah hitsaharan' ny areti-mandringana tsy hamely ny olona intsony. dia nivoaka Areonà, ka niankohoka tamin' ny tany teo anoloan' ny mpanjaka nanao hoe: Inona izato nahatongavan' ny mpanjaka tompoko aty amin' ny mpanompony? Ary hoy ny navalin' i Davida: Hividy ity famoloana ity aminao, hanorenana otely ho an' ny Tompo mba hihatahan' ny areti-mandringana amin' ny vahoaka. Arauna dit : " Pourquoi Monseigneur le roi est-il venu chez son serviteur ? " Et David répondit : " Pour acquérir de toi cette aire, afin de construire un autel à Yahvé. Ainsi le fléau s'écartera du peuple. "