<-
->

2Sm / 2Sam 24:19 And David, according to the saying of Gad, went up as the Lord commanded. Koa dia niakatra Davida araka ny tenin' i Gada, araka izay nandidian' i Jehovah. Dia niakatra Davida araka ny tenin' i Gada, araka ny nandidian' ny Tompo azy. David monta donc, suivant la parole de Gad, comme Yahvé l' avait ordonné.