<-
->

2Sm / 2Sam 24:14 And David said unto Gad, I am in a great strait: let us fall now into the hand of the Lord; for his mercies are great: and let me not fall into the hand of man. Dia hoy Davida tamin' i Gada: Indrisy! poritra loatra aho! aleontsika ho azon' ny tànan' i Jehovah, fa lehibe ny famindram-pony toy izay ho azon' izay tànan' olona. Dia hoy ny navalin' i Davida tamin' i Gada: Latsaka am-panahiana lozan-tany aho ity! Indrisy! Aoka re, fa dia aleontsika ho azon' ny tànan' ny Tompo fa be famindram-po izy, toy izay ho azon' ny tànan' olombelona. David dit à Gad : " Je suis dans une grande anxiété... Ah! tombons entre les mains de Yahvé, car sa miséricorde est grande, mais que je ne tombe pas entre les mains des hommes! "