<- -> |
[King James Bible] 2nd Samuel |
[Baiboly 1865] 2 Samoela |
[Baiboly Katolika] Samoela II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre de Samuel |
|||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||
2Sm / 2Sam 23:8 | These be the names of the mighty men whom |
Ary izao no anaran' ny lehilahy maherin' i Davida: Joseba-basebeta Takemonita no lehiben' ny mpanafika malaza; izy ilay Edino Eznita izay namely ny valon-jato lahy ka nahafaty azy tamin' ny ady indray mandeha monja. | Izao no anaran' ny lehilahy mahery izay eo amin' i Davida: Jesboama zanak' i Hakamoni, no filohan' ny manam-boninahitra. Nampandihy ny lefony tamin' ny olona valon-jato lahy, izay nataony maty tamin' ny indray mandeha monja, izy. | Voici les noms des preux de |