<-
->

2Sm / 2Sam 23:16 And the three mighty men brake through the host of the Philistines, and drew water out of the well of Bethlehem, that was by the gate, and took it, and brought it to David: nevertheless he would not drink thereof, but poured it out unto the Lord. Ary ireo telo lahy mahery namaky teo amin' ny miaramilan' ny Filistina ka nanovo rano tamin' ny fantsakana tao Betlehema, izay teo anilan' ny vavahady, dia nentiny ho any amin' i Davida; kanjo tsy nety nisotro izy, fa naidiny ho an' i Jehovah iny. Niaraka tamin' izay, dia namakivaky ny tobin' ny Filistina ireto lehilahy mahery telo lahy, ka nanovo rano teo amin' ny famorian-drano ao am-bavahadin' i Betleema; dia noraisiny sy nentiny nankeo amin' i Davida. Kanjo tsy nety nisotro Davida fa nataony fanatitra araraka ho an' ny Tompo izany, fa hoy izy: Les trois preux, s' ouvrant un passage au travers du camp philistin, tirèrent de l' eau au puits qui est à la porte de Bethléem; ils l' emportèrent et l' offrirent à David, mais il ne voulut pas en boire et il la répandit en libation à Yahvé.