<- -> |
[King James Bible] 2nd Samuel |
[Baiboly 1865] 2 Samoela |
[Baiboly Katolika] Samoela II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre de Samuel |
|||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||
2Sm / 2Sam 23:1 | Now these be the last words of |
Ary izao no fara-teny nataon' i Davida: hoy Davida, zanak' i Jese, dia ny lehilahy izay voasandratra ho ambony, Ilay voahosotry ny Andriamanitr' i Jakoba sady mpanao fihirana mahafinaritra amin' ny Isiraely: | Izao no fara-tenin' i Davida: Zava-marina nambaran' i Davida zanak' Isaia, tenin' ilay lehilahy mipetraka amin' ny toerana ambony, ilay voahosotry ny Andriamanitr' i Jakoba, ilay mpanao hiran' Israely mahate-ho tia. | Voici les dernières paroles de |