<- -> |
[King James Bible] 2nd Samuel |
[Baiboly 1865] 2 Samoela |
[Baiboly Katolika] Samoela II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre de Samuel |
|||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||
2Sm / 2Sam 21:3 | Wherefore |
ary hoy Davida tamin' ny Gibeonita: Inona no hataoko ho anareo; ary amin' inona no hanaovako fanavotana mba hitsofanareo rano ny lovan' i Jehovah? | Izao no nolazain' i Davida tamin' ny Gabaonita: Inona no hataoko ho anareo? Ary amin' inona no hanaovako ny fanonerana mba hitsofanareo rano ny lovan' ny Tompo? | Donc |